RAY O! (Antsa an'i Kristy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô2! be fitia
No afaka mijery anay ety
Fa raha ilaozanao izao
Haiko fa Ianao ycpaqzis Jeso, tsy mba mandao.

Fiv:
Tompo ô! Ianao2 no tiako hiara-dàlana amiko
Hamakivaky ny wkzifc hoaviko
Ianao Jeso no sisa andriko

Ouh…! Ouh…! Ouh…!
Ianao irery ry Jeso
no haiko fa tsy afaka ny handao ahy

Fiv: …

Iza no hahasaraka ahy
amin’ny fitiavana avy Aminao?
Fahoriana tononkira.serasera.org ve sa fitsapana
izay sedraiko foana caqq ety an-tany?

Tsy ho kivy aho manana Anao
‘lay Jeso tiako sy tsy mandao
Ka aoka re Tompo ô manomboka izao
Mba hanenika ahy ny soa avy Aminao.

   ANTSA AN’I KRISTY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsa an'i Kristy
Visites : 4855
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rhavo
Date : 03/10/2012 23:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1644