RAY O! (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô2! be fitiaNo afaka mijery anay ety
Fa raha ilaozanao izao
Haiko fa Ianao Jeso, tsy mba mandao.
Fiv:
Tompo ô! Ianao2 no tiako hiara-dàlana amiko
Hamakivaky ny hoaviko
Ianao Jeso no sisa andriko
Ouh…! Ouh…! Ouh…!
Ianao irery ry Jeso
no haiko fa tsy afaka ny handao ahy
Fiv: …
Iza no hahasaraka ahy
amin’ny fitiavana avy Aminao?
Fahoriana ve sa fitsapana
izay sedraiko foana ety an-tany?
Tsy ho kivy aho manana Anao
‘lay Jeso tiako sy tsy mandao
Ka aoka re Tompo ô manomboka izao
Mba hanenika ahy ny soa avy Aminao.
ANTSA AN’I KRISTY
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsa an'i KristyVisites : 4144
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rhavo
Date : 03/10/2012 23:50