NY ANARANAO MAHERY (Antsa an'i Kristy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saotra dera laza no atolotro anao
Fa mahagaga loatra ny fitondranao
Saotra dera laza no atolotro anao
Fa maminay loatra nyn eo anilanao

Ny anaranao mahery mahery mahery
Mampandresy mandresy mandresy
Fa velon-kira hira fiderana
Ho Anao izahay

Saotra dera laza no atolotro anao
Fa mahagaga loatra ny fitondranao
Saotra dera laza no atolotro anao
Fa maminay loatra nyn eo anilanao

Ny anaranao mahery mahery mahery
Mampandresy mandresy mandresy
Fa velon-kira hira fiderana
Ho Anao izahay

Mahery mandresy mahery mandresy
Ny anaranao mahery…………...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsa an'i Kristy
Vangy : 4860
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : niniekely
Daty : 14/11/2018 08:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0776