Fitiavana (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana
Handeha isika hiaraka hihaona sy hanompo ny tompo
Hifaly, hiravo, hifampitantana hatramin’izay
Haneho fifankatiavana mba ho porofo fa tena iray
Sy mba ho mpianatr’i Jesosy izay
Dia fantatra izao fa ireto telo no mitoetra
Ny finoana sy fanantenana ary fitiavana
Fa fitiavana no lehibe indrindra amin’izany
Ka tfpa imasoy hatrany hatrany
Refrain :
Fitiavana, fitiavana
Izany no didy lehibe ho antsika hatramin’izao tononkira.serasera.org
Fitiavana, tedcwitp fitiavana
Io no maharava ny ratsy rehetra
Ndao isika handihy sy hifankatia doria, doria
Mba hamalifaly an’i jesosy
Ndao isika handihy sy hifankatia doria, doria
Handeha isika, …
Antsa sxpqwpzs an’i Kristy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 6618
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/10/2002 18:39