Inty aho iraho aho (Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy Omega)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I) Mahatsapa tena loatra aho Jeso fa diso famindra
(Kanefa) Nefa vonona tononkira.serasera.org aho ankehitriny mba hanantona Anao(mba hanantona)
Koa inty aho ry Tompo ô
Eny inty aho iraho
(Fa vo) Fa vonona aho ho miaramilanao
D.C
fiv: Tsy ho kivy hisedra ireo fakam-panahy
(Tsy hatahotra) Tsy hatahotra ireo mpanenjika
(Eny mantsy ô xlfj gndr ô) Tsy hilefitr'amin'ny fahavalo
II) Tsisy azoko antenaina Jeso raha mbola eto an-tany
(Tsy misy) Tsisy azoko hiafarana koa ggrvkhyg raha tsy aminao ihany (raha tsy aminao)
Koa inty aho ry Tompo ô eny inty aho iraho
(Fa a) Fa ankehitriny ho mpanaraka anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy OmegaHits : 2141
Likes : 0 Like
Created by : Hasixan
Date : 24/04/2015 08:42