Jeso fitiavana (Antoko Mpihira EZRAHITA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa fitiavana
Jesoa Izy no mpamonjy
Tonga ho antsika
Tonga mba hamonjy
Jesoa fitiavana
Fitiavana tsisy fetra
Hamonjy ny olon-drehetra
tononkira.serasera.org Eny hatramin ny Ainy nomeny
Na ory na manan-karena
ohjxcd Tsy misy mahavita tena hmygptxo
Fa mila ilay famonjena
hluzgl Dia Jesoa Jesoa
Jesoa fitiavana
Jesoa Izy no mpamonjy
Tonga ho antsika
Tonga mba hamonjy
Jesoa fitiavana
Fitiavana tsisy fetra
Hamonjy ny olon-drehetra
tononkira.serasera.org Eny hatramin ny Ainy nomeny
Na ory na manan-karena
ohjxcd Tsy misy mahavita tena hmygptxo
Fa mila ilay famonjena
hluzgl Dia Jesoa Jesoa
Jesoa fitiavana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira EZRAHITAVisites : 3197
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mea
Date : 18/06/2008 15:06
