You are here: home > Tononkira > ankalazao ny tompo

Vavak'i Mb. Terezy (ankalazao ny tompo)

Fiv:Fantatro izay tenin'ny fiainana ho ahy
Ho Fitiavana aho ao amin'ny Fiangonana
Ho Fitiavana aho Kristy o
Ao amin'ny Fiangonana.

1.Mankalaza anao amin'ny foko sy amin'ny fanahiko manontolo aho
Ka na bitika aza dia tsinotsinona
Fa avy aminao
Toy ny olo-maminao

2. ITsiky dia ampyriko atao daholo ny asam-pamonjena niarahako aminao eny andalampiainako eny
Te ho pretra aho, te ho misionera
Te ho mpampianatra aho
Ary te ho maritiora

3. Namborahanao tsiambaratelo dia ny Fitiavanao Ity mpanomponao
Fa feno hafaliana mibanjina anao
Ary vavaka mangina
Amin'izao tontolo izao

Mpihira : ankalazao ny tompo
Mpamaky : 2426
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : iloinen
Tamin'ny : 28/05/2012 11:23:26
ID : 6098

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo