KALVARY (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He! Tsy takatry ny saina re
Dia emznmf ilay fitiavan-dehibe
Fa nijaly ho tononkira.serasera.org ahy tety
Maty tany kalvary
Indro tsaroana eto izao
Ilay tsindrondefona natao

Fiv:
Satrotsilo no nanjo
Eso sy latsa no niainanao mbvuq Tompo soa
(Ry Tompo)
Resinao teo avokoa
Velon'Ianao Jesoa
Nitsangana tokoa

Nofantsiana ny nofonao
Ny rànao nijininika tao
Ho famonjena ahy
Tena ory ny fanahy
Ny dian-kapoka dvazjlj taminao
No manasitrana anay

Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Hajavolamena

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7284