KALVARY (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He! Tsy takatry ny saina tononkira.serasera.org re
Dia ilay fitiavan-dehibe
Fa nijaly ho ahy tety
Maty tany kalvary
Indro tvhln tsaroana eto izao
Ilay tsindrondefona natao

Fiv:
Satrotsilo no nanjo
Eso sy rqek latsa no niainanao Tompo soa
(Ry Tompo)
Resinao teo avokoa
Velon'Ianao Jesoa
Nitsangana tokoa

Nofantsiana ny nofonao
Ny rànao nijininika tao
Ho famonjena ahy
Tena ory ny zsxyimln fanahy
Ny dian-kapoka taminao
No manasitrana anay

Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Hajavolamena

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312