KALVARY (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He! Tsy takatry ny eoymzcjp saina re
Dia tononkira.serasera.org ilay fitiavan-dehibe
Fa nijaly ho ahy tety
Maty tany kalvary
Indro tsaroana eto izao
Ilay tsindrondefona natao

Fiv:
Satrotsilo no nanjo
Eso sy latsa no niainanao Tompo soa
(Ry Tompo)
Resinao teo avokoa
Velon'Ianao Jesoa
Nitsangana tokoa

Nofantsiana ny nofonao
Ny rànao nijininika vlnx tao
Ho famonjena ahy
Tena ory ny fanahy
Ny dian-kapoka taminao
No manasitrana anay

Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By pwcwvyab Hajavolamena

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315