Ianao Jesoa (Traduction Gospel) (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa misaotra Anao, tonga tetyAmpianaro izahay ho mpanara dia
Jesoa tsy mahafoy, ny mania
Jesoa Ianao no tena tia
Fiv: Ianao Jesoa, 'lay mpiandry ahy
Deraiko lalandava fa mahery
Ianao Jesoa, 'lay mpiandry ahy
Deraiko lalandava fa mahery
Hasandratro ny feoko ho Azy
Satria ireny, dia avy Aminy
Na matory, na mifoha izaho
Dia tahìny, dia tahìny
Fiv: ....
Cover by Anjomaran'ny Fitiavana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Anjomaran'ny FitiavanaVangy : 1974
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miorahajavolamena28
Daty : 13/06/2018 13:05