Aleoko izy ihany! (Anicet)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Raha misy asa tiako atao dia antsoiko Jesosy,
N'aiza n'aiza misy ahy dia mbola hiantso azy aho.
Na tsy mendrika aza aho ny atao hoe zanany,mitondra famonjena ho ahy ny anarany.
Ref: Aleoko izy ihany fa hgld adala nomen-tanan'ondry aho,
Na soloina hofany aza tsy uogoj mety
Raha ny tononkira.serasera.org famonjena izay natolony ahy.
Aleoko izy ihany,na mahantra aho na manankarena,
Andriamanitra no efa nekena,
Ka na faly ny fo na tomany aleoko izy ihany,
2-Raha miatrika ady aho indraindray dia mstl antsoiko Jesosy.
Raha misy fitahiana koa dia mbola hiantso azy aho
Ny fiainako rehetra eo an-tanany
Mitondra fandresena ho ahy ny anarany.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AnicetVisites : 1284
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rivomanana6263
Date : 11/11/2021 10:38