Aleoko izy ihany! (Anicet)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Raha misy asa tiako atao dia antsoiko Jesosy,
N'aiza n'aiza misy ahy dia mbola hiantso azy aho.
Na tsy mendrika aza aho ny atao hoe zanany,mitondra famonjena ho ahy ny anarany.

Ref:   Aleoko izy ihany fa adala nomen-tanan'ondry aho,
Na soloina hofany aza tsy mety
Raha ny famonjena izay natolony ahy.
Aleoko izy ihany,na mahantra aho na manankarena,
Andriamanitra no efa nekena,
Ka na faly ny fo na tomany aleoko izy ihany,

2-Raha miatrika ady aho indraindray dia antsoiko Jesosy.
Raha misy fitahiana koa dia mbola hiantso azy aho
Ny fiainako rehetra eo an-tanany
Mitondra fandresena ho ahy ny anarany.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Anicet
Hits : 663
Likes : 0 Like
Created by : Rivomanana6263
Date : 11/11/2021 10:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0772