You are here: home > Tononkira > ANDJHY

Hihira ho Azy aho (ANDJHY)

Hihira aho ho anao ry Iaveh o?
Hihira raha velon*aina koa
Hankalaza ny hatsaram-ponao
Amin'ny aiko sy ny heriko rehetra
  Hihira aho?hoan*Iaveh Ray Tsitoha
  Fa Azy anie ny hoavy anio sy taloha
  HihTsiky dia ampyira aho raha mbola velon*aina
  Ny antsa atolotro Azy dia aoka ho hira fiderana

Mahagaga ny hatsaram-ponao
Ry Ray Tompon*ny soa
Tsy navelaNao ho very izahay
Ka izany no iderako anao.
      
      Fa hihira aho ho...........

Mpihira : ANDJHY
Mpamaky : 909
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Andjhy
Tamin'ny : 20/05/2015 15:16:43
ID : 7464

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo