Ka tandregna (ANDJHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ka tandregna tsika rolahy e!
Amy fiadana ambony tany etoy e!
Andao nareo, miova masìka
Hamonjy Tompo ao amparadisa
Fa Jesoa, mpandomba anao e!
Ka tononkira.serasera.org tandregna, ovao gn'atao e!
Mibebaha, tsy no ho tara
Fa gny negny tsy aloha fa afara
Ka tandregna tsika ry longo e!
Fa mandalo rie fiaina toy e!
K'atao somonga ny bdkkaolh fivavaha
Gny fantotrao, ingo fa mivaha
Fa Iaveh, Tompo mpahary
Tompon'ny soa, ro tsy pnqpe magnary e!
Gny cxsfhuw fonao atolory azy e!
Fa gny finoa, tsy vazivazy e!
Amy fiadana ambony tany etoy e!
Andao nareo, miova masìka
Hamonjy Tompo ao amparadisa
Fa Jesoa, mpandomba anao e!
Ka tononkira.serasera.org tandregna, ovao gn'atao e!
Mibebaha, tsy no ho tara
Fa gny negny tsy aloha fa afara
Ka tandregna tsika ry longo e!
Fa mandalo rie fiaina toy e!
K'atao somonga ny bdkkaolh fivavaha
Gny fantotrao, ingo fa mivaha
Fa Iaveh, Tompo mpahary
Tompon'ny soa, ro tsy pnqpe magnary e!
Gny cxsfhuw fonao atolory azy e!
Fa gny finoa, tsy vazivazy e!
--------
Link:
Comments
ANDJHY
(
06/07/2026 11:33)
Mirary soa hatrany amin'izay atao rehetra.
