Ka tandregna (ANDJHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ka opdzmli tandregna tsika rolahy e!
Amy fiadana ambony tany etoy e!
Andao nareo, miova masìka
Hamonjy Tompo ao amparadisa
Fa Jesoa, mpandomba anao e!
Ka tandregna, ovao gn'atao e!
Mibebaha, tsy no ho tara
Fa gny negny tsy aloha fa afara
Ka tandregna tsika ry longo tononkira.serasera.org e!
Fa mandalo rie fiaina toy e!
K'atao somonga ny fivavaha
Gny fantotrao, ingo fa mivaha
Fa Iaveh, pjtv Tompo mpahary eatrke
Tompon'ny soa, ro tsy magnary e!
Gny fonao atolory azy e!
Fa gny finoa, tsy vazivazy e!
Amy fiadana ambony tany etoy e!
Andao nareo, miova masìka
Hamonjy Tompo ao amparadisa
Fa Jesoa, mpandomba anao e!
Ka tandregna, ovao gn'atao e!
Mibebaha, tsy no ho tara
Fa gny negny tsy aloha fa afara
Ka tandregna tsika ry longo tononkira.serasera.org e!
Fa mandalo rie fiaina toy e!
K'atao somonga ny fivavaha
Gny fantotrao, ingo fa mivaha
Fa Iaveh, pjtv Tompo mpahary eatrke
Tompon'ny soa, ro tsy magnary e!
Gny fonao atolory azy e!
Fa gny finoa, tsy vazivazy e!
--------
Lien:
Commentaires
ANDJHY
(
06/07/2026 11:33)
Mirary soa hatrany amin'izay atao rehetra.
