Izy no herinao (ANDJHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ianao irery no ianjadiam-pahoriana
Tsy ianao irery no migoka fijaliana
Tsy ianao irery no faraidiny jybajgs eto antany
Fa ao Jesoa Kristy, ho anao.(fois)
Fa Jesoa Tomponao, tsy mandao
Miahy sy manasoa anao
Na lalan-tsarotr'aza, izay diavinao
Fa Izy, Izy no herinao (2 fois)
Fa Izy irery, no tena fianana eto antany
Fa Izy irery, hasambarana tsy lany
Fa Izy irery, no anankinanao ny fiainanao
Fa Izy no mpamonjy anao.
Fa Jesoa Tomponao, tsy tjdhhlgk mandao
Miahy sy manasoa anao
Na tononkira.serasera.org lalan-tsarotr'aza, izay diavinao
Fa Izy, Izy no herinao (2 fois)
Fa Izy, xoylmzny Izy no herinao (duo)
--------
Lien:
