Izy no herinao (ANDJHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ianao irery no ianjadiam-pahoriana
Tsy ianao irery no migoka fijaliana
Tsy ianao irery no faraidiny eto antany
Fa ao Jesoa Kristy, ho anao.(fois)
Fa Jesoa Tomponao, tsy mandao
Miahy sy manasoa anao
ukeixq Na lalan-tsarotr'aza, izay diavinao
Fa tononkira.serasera.org Izy, amiqn Izy no herinao (2 fois)
Fa Izy irery, no tena fianana eto antany
Fa Izy irery, hasambarana tsy lany
Fa Izy irery, no anankinanao ny fiainanao
Fa Izy no mpamonjy anao.
Fa Jesoa Tomponao, tsy mandao
Miahy sy manasoa anao
Na lalan-tsarotr'aza, izay diavinao
xeahbxd Fa Izy, Izy no herinao (2 fois)
Fa Izy, Izy no herinao (duo)
--------
Link:
