Voavela ny heloko (Ampitafifohazana ( FPTM))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha Tonga anio, ilay hsya andro iray
Izay ialako ety ho any kbizisz Aminao
Matoky aho, voavelanao
Ny heloko sy ny otako
Hitsiky ny tarehiko
Namindranao tononkira.serasera.org fo, nosasana koa
Ho ravony fanahiko,
Fa voavelanao ny heloko
Anio aho Ray, hihaona aminao
Dia lazaiko aminao ny amiko
Satria Ianao, mpamonjiko
Sy miahy ny kfpywms fiainanay ety
Izay ialako ety ho any kbizisz Aminao
Matoky aho, voavelanao
Ny heloko sy ny otako
Hitsiky ny tarehiko
Namindranao tononkira.serasera.org fo, nosasana koa
Ho ravony fanahiko,
Fa voavelanao ny heloko
Anio aho Ray, hihaona aminao
Dia lazaiko aminao ny amiko
Satria Ianao, mpamonjiko
Sy miahy ny kfpywms fiainanay ety
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ampitafifohazana ( FPTM)Vangy : 392
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : soamadatsara
Daty : 07/06/2025 19:32
