You are here: home > Tononkira > AMPIFITIA

nenina (AMPIFITIA)

https://tononkira.serasera.org/hira/ampifitia/nenina-1

sodoka aho ka dia nioty manta
tsy namatra tsy mba nandanja
revo loatra ny hain?ireo tsanta
izay tsara venty soa tokoa tena manga
somamby mba nataoko itrakana
idirako.an-day kanefa moa hay?
emboka ihany dia izay

Jesosy o?ino atao e?
hiantso tody sa hitomany
hiroso ve hamaly ratsy
tsTsiky dia ampyotra izao?tsy sitrakao
potraka aho,lavo satria
tsy nihaino ny teninao
ka ny androko sisa rehetra
dia ho tapahinao tsisy fetra

Haiko f?efa maro no voa
potraka tanaty longoa
sendra langoritso-panahy
ka dia niroso ary tsy mba nanahy
nisalotra ny voahary tontolo
ny aina tantsefa
sarotra anefa?
nifoforana ka hefa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AMPIFITIA
Mpamaky : 2698
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : iaronyaina
Tamin'ny : 27/04/2017 06:37:16
ID : 9395

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo