nenina (AMPIFITIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sodoka aho ka dia nioty manta
tsy namatra tsy mba nandanja
revo loatra ny tononkira.serasera.org hain?ireo tsanta
izay tsara ovxksug venty soa tokoa tena manga
somamby mba qocykl nataoko itrakana
idirako.an-day kanefa moa hay?
emboka ihany dia izay
Jesosy o?ino atao e?
hiantso tody sa hitomany
hiroso ve hamaly ratsy
tsotra izao?tsy sitrakao
potraka aho,lavo satria
tsy nihaino ny teninao
ka ocfiftz ny androko sisa rehetra
dia ho tapahinao tsisy fetra
Haiko f?efa maro no voa
potraka tanaty longoa
sendra langoritso-panahy
ka dia niroso ary tsy mba nanahy
nisalotra ny voahary tontolo
ny aina tantsefa
sarotra anefa?
nifoforana ka hefa
tsy namatra tsy mba nandanja
revo loatra ny tononkira.serasera.org hain?ireo tsanta
izay tsara ovxksug venty soa tokoa tena manga
somamby mba qocykl nataoko itrakana
idirako.an-day kanefa moa hay?
emboka ihany dia izay
Jesosy o?ino atao e?
hiantso tody sa hitomany
hiroso ve hamaly ratsy
tsotra izao?tsy sitrakao
potraka aho,lavo satria
tsy nihaino ny teninao
ka ocfiftz ny androko sisa rehetra
dia ho tapahinao tsisy fetra
Haiko f?efa maro no voa
potraka tanaty longoa
sendra langoritso-panahy
ka dia niroso ary tsy mba nanahy
nisalotra ny voahary tontolo
ny aina tantsefa
sarotra anefa?
nifoforana ka hefa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMPIFITIAVisites : 4882
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iaronyaina
Date : 27/04/2017 08:37
