Fanantenako (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Fanantenako
Ny FANANTENAKO ry Jesosy ô! Dia izao
Any andro hmcqoua mbola ho valianao ireo vavakay
Fa raha mbola misy koa ny farany ety
Ny FANANTENAKO tsy ho faty
Fa Ianao mahalala izay mahasoa Sy hahatsara ny fiainanay
1/ Mino aho f'indray qyjbv andro any ny haizin-kitroka mbola hisava
Ka hiposak'indray ny hazavana izay avy Aminao
Ireo fijaliana sy ny alahelo mbola hiova fiadanam-po
Ka ho sambatr'izay manana Anao ry Jesosy ô!
2/ Mino aho fa indray andro any, 'reo kamboty tsisy mpiahy
Tsy ho avelanao pjexu hiady irery fa tononkira.serasera.org ho vonjeNao
Ireo ory sy mahantra mijaly! Hiainan-tsambatra ka ho faly
'Zany indrindra re Jesosy Malala ô! No FANANTENAKO
A/C : Hasiniaina Wedneslass

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Vangy : 155
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Isco
Daty : 26/02/2026 10:34