Asandratro (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Asandratro
(Sôlô fjgilpq tononkira.serasera.org : Lahy / Uni-son : Vavy)
Asandratro ho Anao ry Jesosy izany feonay
(1 ère voix)
Sy hiderako ny anaraNao amin'ny fo sy ny fanahy
(2 ème voix, 3 ème voix, Basse)
Hiderako, amin'ny fo sy ny fanahy
(Chœur)
Ref : Natokako Anao ny talentako
Ho entiko hiderana sy hihoby Anao
Hanakoako ny feonay sy hihira ho qngadmq Anao
Ary mankalaza ny anaraNao, fa tsara Ianao
Ary mankalaza ny anaraNao, noho ny famonjena
(Uni-son)
Asandratro ho Anao ry Jesosy izany feonay
(1 ère voix)
Sy hiderako ny anaraNao amin'ny fo sy ny fanahy
(2 ème voix, 3 ème voix, Basse)
Hiderako, amin'ny fo sy ny fanahy
Ref...
A/C : Tojo hqctreng Andriatoavina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Vangy : 312
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Isco
Daty : 13/03/2026 05:08