OnenoNao ny foko (A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : OnenoNao ny foko
(Uni-son vehivavy / tmfd Choeur)
Atolotro Anao izao anio izao ry Ray
Ny fianako sy izay rehetra mikasika ahy koa
Anjakaonao tanteraka,esory izay tsy avy Aminao
Onenonao tononkira.serasera.org ny foko fa mila Anao tokoa
(Choeur)
Fa vuwt raha tsy Ianao no manjaka ato mvuia am-poko
Dia ho zava-poana izay rehetra iriko ho tanteraka
Koa miangavy Anao, ekeo ny faniriako
Mitoera ato anatiko Ianao
(Sôlô vehivavy / Choeur)
Iriko ny hitoetra eo Aminao Jesosy ô!
Hisitraka fiadanam-po ka hijoro ho Anao
Halaviro ahy ny fakampanahy, ny tsy finoana ihany koa
Ka mba hahaizako manara-dia Anao
Fa raha tsy Ianao......(×2)
A/C : Hasiniaina Wedneslas

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Hits : 596
Likes : 1 Like
Created by : Isco
Date : 19/08/2024 14:31