Hira Faneva (A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Hira Faneva

Fa izahay kosa dia mitory an'i Kristy
Izay voahombo tamin'ny hazo fijaliana
Nitondra ny helokay nanafaka ny otanay
Nampiditr'ahy mba ho isan'ny handova lanitra

1- Izao no voadiko Aminao ry Jesosy Tompo
Na aiza no haleha vonona aho ny hitory Anao
Na inona hiseho 'zaho tsy hivadika satria izaho efa Anao
Vonona hanao ny asaNao ry Jesosy ô

Fa izahay kosa dia mitory an'i Kristy
Izay voahombo tamin'ny hazo fijaliana
Nitondra ny helokay nanafaka ny otanay
Nampiditr'ahy mba hoisan'ny handova lanitra

2- 'Ndreto izahay mijoro hitory ny teniNao
Manolo-tena hanatanteraka ny asaNao
AMBOARAM-PEO MITORY AN'I KRISTY Jesosy
Vonona hanao ny asaNao ry Jesosy ô!

Fa izahay kosa dia ............

A/C : Hasiniaina Wedneslas
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)
Hits : 63
Likes : 0 Like
Created by : Isco
Date : 27/08/2024 05:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0739