Ampidiro aloha ny tenimiafina
Saino (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Babo ny fanahy, rehetra lrshlmno ataonao ahy
Tsy hoe inona na koa hoe ahoana
Ireo fankam-panahy Ô Ô Ô mamay
Mandoro ka tsy ho tantinao, oadlhelt avelao ho tsiny any
Tazominao ny soa sy tsara, tsy mety anan-dratsy
Ho anao yrclram io ihany no anoratako
Ity soratro hipetra any ahoriana
Ny tenanao ihany, izay ho ambarako
Fiainana manampetra saino hoy aho
Natao tsy hiteny, raha misy ny tsy mety
Diso indray anefa raha izany no iainana
Mananatra ny hendry aho, raha sitrakao dia avelao
Hilaza ny ao am-po sy saina na mangidy no mamy no miaina
Oh Oh Oh Oh
Tazominao tononkira.serasera.org ny soa sy tsara,
Oh oh oh tsy mety anan-dratsy
Ho anao io ihany no anoratako
Ity soratro hipetra any ahoriana
Ny tenanao ihany, izay ho ambarako
Fiainana manampetra saino hoy aho
Tsy hoe inona na koa hoe ahoana
Ireo fankam-panahy Ô Ô Ô mamay
Mandoro ka tsy ho tantinao, oadlhelt avelao ho tsiny any
Tazominao ny soa sy tsara, tsy mety anan-dratsy
Ho anao yrclram io ihany no anoratako
Ity soratro hipetra any ahoriana
Ny tenanao ihany, izay ho ambarako
Fiainana manampetra saino hoy aho
Natao tsy hiteny, raha misy ny tsy mety
Diso indray anefa raha izany no iainana
Mananatra ny hendry aho, raha sitrakao dia avelao
Hilaza ny ao am-po sy saina na mangidy no mamy no miaina
Oh Oh Oh Oh
Tazominao tononkira.serasera.org ny soa sy tsara,
Oh oh oh tsy mety anan-dratsy
Ho anao io ihany no anoratako
Ity soratro hipetra any ahoriana
Ny tenanao ihany, izay ho ambarako
Fiainana manampetra saino hoy aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmbondronAHits : 21221
Likes : 0 Like
Created by : Aino
Date : 31/08/2008 08:51
