Nivadika (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa aiza izy teo no taratasy sisa
No hany napetrany f’izy tsy hiverina intsony
Nilaozany mantsy ny akanin’izy tononkira.serasera.org roa
Ka foana ny rehetra fa vovoka sisa mitoetra.

                 ref: Nangina izy ho’aho (nanala ny alina)
       bkbcowoc                Nivadibadika (Niandry ny mazava)
                      Kanefa ny aizina ity mbola ho lava

                      Manantena koa (Niandry ny maraina)
                      Rehefa hifoha (Ho tonga ny andrandraina)
                      Ho tapitra hatreo ny sento sy ny taraina.

Nidify izy mantsy sy mafy loha
Ka raha vao hanarina dia miseho ho be svcqkdcm hambo-po
Sakaizan’ny alina sy ny eiehmn tavohangy
Tofokin’ny tebitebiny anao sy ireo revirevy.

    Pont:
          Koa hafa indray, ny tantarany
          Izy indray izao no miandry ny olon-tiany.

                     ref: Mangina izy ho’aho....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.017