naleonao (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleonao
Taitra aho raha nahare fa hay ianao
Tsy nitia ahy akory zsuwhg hatr’izao
tsy noheverinao hotena izy fa kilalao
Ireo tambitamby izay niarahana
Ref : Fa nahoana ianao no tsy mba niezaka
Ny ahafantatra ahy ka hitia koa ohatra ahy
Fa naleonao namitaka foana
Tsy nihevitra ny hitia ahy na hilaza ny marina
Fa dia nataonao tsinontsinona
Ilay fitiavako anao (hatr’izay)
Aleo tononkira.serasera.org izaho no hanaja tena ka handao
Satria ny antsika roa tsy ho lafatra
@ zay djchv angamba ooo
Mba geubdiws mety hahita ilay ho anjara
Ka ho feno ny hasambarana
Ref...
Taitra aho raha nahare fa hay ianao
Tsy nitia ahy akory zsuwhg hatr’izao
tsy noheverinao hotena izy fa kilalao
Ireo tambitamby izay niarahana
Ref : Fa nahoana ianao no tsy mba niezaka
Ny ahafantatra ahy ka hitia koa ohatra ahy
Fa naleonao namitaka foana
Tsy nihevitra ny hitia ahy na hilaza ny marina
Fa dia nataonao tsinontsinona
Ilay fitiavako anao (hatr’izay)
Aleo tononkira.serasera.org izaho no hanaja tena ka handao
Satria ny antsika roa tsy ho lafatra
@ zay djchv angamba ooo
Mba geubdiws mety hahita ilay ho anjara
Ka ho feno ny hasambarana
Ref...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmbondronAHits : 22040
Likes : 0 Like
Created by : Sylviane
Date : 13/04/2004 03:07
