Ny Fifankatiavana (Amboarampeo Faravohitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fifankatiavana no vatsy ho entinay
Hamakivaky irony lalana
Hidera ny Anaranao ry Ray
Midera Anao ry Ray ! ovuq ny ujdw Amboarampeo
Vonon’izahay , vonona haneho ny voninahitrao
Vonona hampiseho fa Tompo Ianao
Ny Amboarampeo mijoro hanompo tononkira.serasera.org Anao
Hiara-hanandrampeo mba hiderana Anao
Voninahitra anie ho Anao ka crzwrgjb hihira hoe : Haleloia !

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboarampeo FaravohitraHits : 3061
Likes : 0 Like
Created by : Fiffi
Date : 24/05/2007 17:22