Ny Fifankatiavana (Amboarampeo Faravohitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fifankatiavana no vatsy ho entinay
Hamakivaky irony lalana
Hidera ny Anaranao ry Ray

Midera Anao ry Ray ! ny Amboarampeo
Vonon’izahay , vonona haneho ny voninahitrao
Vonona hampiseho fa Tompo Ianao
Ny Amboarampeo mijoro hanompo Anao
Hiara-hanandrampeo mba hiderana Anao
Voninahitra anie ho Anao ka hihira hoe : Haleloia !
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboarampeo Faravohitra
Visites : 2674
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fiffi
Date : 24/05/2007 17:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0201