Tsodrano (Alala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo adalàna mameno ny tononkira.serasera.org sainao izay,
Aza atao veloma fa efa namana blkt fahizay.
Ireo nofy yzxfn adala tsy sasatra miandry anao,
Koa mandehana, jfmbxhm veloma !
Ireo no namana tsy mandao.
Ilay ranomaso efa amorony fa tsy nalatsakao.
Rehefa takariva, avelao hamiratra an-takolakao.

--------
Link: