You are here: home > Tononkira > Aina Asr

Mamelà (Aina Asr)

Mifona aho Ray fa diso taminao
Mifona aho Ray fa meloka Aminao
Mamela Fanahy oh!
Mpanonta aho nefa manampikasana
Hanompo Anao mba mangatam-pamelana
Avy Aminao Jesosy oh!

:; 'Zany fiadananao aoka re handramako!
Ary ny fiainanao no mba hivelomako!
Inty ny tenako raiso ho Anao Jesosy!
Fa maniry ny ho Anao hanara-dia Anaotononkira.serasera.org! :;

Mangataka aho mba dihovinao re
Eny fo vaovao zary mpankatoa Anao
Ry Zanahary mendrik' Haja !
Eny maloto aho ka dihovinao re
Tsisy azahoako izany raha tsy izao:
Avy Aminao Jesosy oh!

:::; 'Zany fiadananao aoka re handramako!
Ary ny fiainanao no mba hivelomako!
Inty ny tenako raiso ho Anao Jesosy!
Fa maniry ny ho Anao hanara-dia Anao! :::;

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Aina Asr
Mpamaky : 828
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ainaasr0
Tamin'ny : 19/12/2016 19:07:43
ID : 9030

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo