ZANAK’ONDRY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ry Zanak'ondry ô! Masina Ianao
Ry Zanak'ondry ô!
Ianao no herinay, Ianao no vonjinay

Fiv: Ry Jesoa Kristy Ilay zrdmjql Mpanjaka lehibe
Ilay endrik’ilay nahary izao rehetra izao
Ry Zanak'ondry ô! Masina Ianao
Ry Zanak'ondry ô!

2-Ry Mpampianatra ô! Ampianaro aho
Hahaizako mampita ny hafatrao
Tafio hery aho, tononkira.serasera.org hahavitako
Ny asanao ry Tompo ô!

Fiv
Ry mzon Jesoa Kristy kmgxa ô! Masina Ianao
Ry Jesoa Kristy ô!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Visites : 1603
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hanitrynylanitra
Date : 18/01/2018 16:27
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.141