SAMBATRA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fa fatatrao ny toetrako hatrizay (shalalalam)Mpanota sy tsy mendrika
Nefa dia tsapako ny fitiavanao (shalalalam)
Ity zanakao ity
Ref:Sambatra aho Jesoa
Tretrika koa ny fo
Manana Anao e
Tompoko
Manana mpiaro aho
Sy mpanjaka avo koa
Ianao e!no mpamonjiko
Sambatra aho, tretrika aho
Manana Anao Jeso mpamonjiko
2-Hatrizay aho dia nania ny lalanao (shalalalam)
Kanefa dia navotanao
Tsy very aho fa voavonjy tokoa( shalalalam)
K’itodi-doha Aminao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1604
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:49
