MISY RAHA SOA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Misy raha soa nomen’i Jesoa anay
Ao an-danitra ao e!
Ny fiaianana mandrakizay e!
Io raha soa io e!

Fiv: Zahay Jeso, taoko olo raty
Ko mba ho rihenao izahay
Maty ny ainay ihalaviranao e!
Lombao zahay toa Jesosy

2-Ka miviombio ny fanahinay
Fa Jesosy ro ie
Ndra matognaly, ndra antoandro
Mivavaha fa zay avao ro tiane
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 2599
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 25/04/2017 15:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.119