MANDA FIAROVAKO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tompo Tsitoha herin’ny fiainanay
Aronay tokinay tanjakay
Mankasitraka Anao dodajpy izahay
Ka na dia maro aza ireo wfbkoc fahavalo
Manakana ny fiainanay
Dia miaro anay hatrany Ianao
Fa na sarotra ny lalana sedrainay
Tompo ô! Tompo rket ô!
Dia tsy hatahotra tsy hisalasala satria
Ianao no fiarovana tsara ho anay ô
Ka ho rava ireo tebiteby mampiahiahy anay
2-Maro ireo zava-tsarotra izay
Diavinay amin’ny fiainanay
Rakotra aizina sy fandrika ô
Ka na dia maro aza ireo fahavalo
Manakana ny fiainanay
Dia miaro anay hatrany Ianao
Fa na sarotra ny lalana sedrainay
Tompo ô! Tompo ô!
Dia tsy hatahotra tsy hisalasala satria
Ianao no fiarovana tsara ho anay ô
Ka ho rava ireo tebiteby mampiahiahy anay
tononkira.serasera.org
Aronay tokinay tanjakay
Mankasitraka Anao dodajpy izahay
Ka na dia maro aza ireo wfbkoc fahavalo
Manakana ny fiainanay
Dia miaro anay hatrany Ianao
Fa na sarotra ny lalana sedrainay
Tompo ô! Tompo rket ô!
Dia tsy hatahotra tsy hisalasala satria
Ianao no fiarovana tsara ho anay ô
Ka ho rava ireo tebiteby mampiahiahy anay
2-Maro ireo zava-tsarotra izay
Diavinay amin’ny fiainanay
Rakotra aizina sy fandrika ô
Ka na dia maro aza ireo fahavalo
Manakana ny fiainanay
Dia miaro anay hatrany Ianao
Fa na sarotra ny lalana sedrainay
Tompo ô! Tompo ô!
Dia tsy hatahotra tsy hisalasala satria
Ianao no fiarovana tsara ho anay ô
Ka ho rava ireo tebiteby mampiahiahy anay
tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1570
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:14
