LONGO IRAIKA AVAO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tika aby ireo longo iraika avaoTokony tsy hisy hifandrafirafy
Mpianatsy ny Tompo ô zaho sy ianao
Ialognan-daty aby ka miaritsy ny mafy ouh ouh
Tsy mahamenats’aby e! ny miarake mijoro
Ka manandram-peo miarake mitory
Aleo ny jentilisa e! hampihorohoro
F’itikane rikiahe ‘ty rototse akory e ya
Miarake mitory ouh !ouh
Ty rototse akory
Ref:Jeso no arahintika e!(no arahintsika e !)
Jeso no mpanjakantika aby e! (no mpanjaka e !)
Ie ro fahamarinana e!
Loso zao ty miverena e!
2-Tika aby ‘reo longo iraika avao
Nanokan-tena koa hanompo an’i Jesoa
Midera Azy an-kira ‘zay no tanjotike
Sy hifankatia toy ‘reo apostoly ouh ! ouh !
Hotoherintik’e ny ady sy ny sisa
Satria dia raty avao mapizarazara
Ny paliavintika e dia ilay paradisa
Hovantanign’e lafa anya m-para e ya
Ny paliavintika ouh ouh
De lova paradisa
RASAMISON Haja Soloniaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1538
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 14/04/2017 18:36