LONGO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Longo e! ndao tsika handrenge
Velo ie tsika hifale
Vitane gny fagnavota
Fignafiny aby gnotanao, gnotako
Sambatse, sambatse ny olo mino
Ref: Jesoa ro lahy no mpanjaka
Jeso ro lahy no mpanjaka be

2-Taomo ny longo, ny namanao, valinao, gnagnakao
Fa sambatse, sambatse ny olo mino

Bridge: Ambarambarao, ambarao
Ambarao Jeso, ambarao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 1179
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 03/05/2017 11:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1625