KRISMASY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-He tonga ny andron’ny fahasoavana
Misokatra ho antsika ny lanitra
He faly sy raavo izahay voaharinao
Midera sy mankalaza ilay androna

Ref: Krismasy, ô krismasy

2-He tongany andron’ny fahazavana izao
Miandry ny fiovanao ilay Tomponao
He faly sy ravo izahay voavotrao
Hanova ny fonay ratsy ho fo vaovao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 2036
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 12/04/2017 17:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2282