Teuf (Agrad sy Skaiz)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no tsy mahay (×2)
avia atoroko iza tsy mahay (×2)
Iza no tsy mahay (×2)
Avia atoroko izay tsy mahay (×2)

Ampidiro ny mbala,kitro
Fa tsika tsy mody hono raha tsy rahampitso
Beau Teuf ny revy miainga
Ny sofiko ranga mitovy amin'ny gidro

Tsy miandry andro malaza
Ndao hifaly ny zaza
Hararaoty ny fiainana sao hanenenana
zaho dia milaza
zaho dia milaza
(×3)

Ref:
(ya. ya)Ty natao handihizana
(ya. ya)Tsy malaina hahavizana
(ya. ya)Ndao mbola tohizana

Ze tsy hitsinjaka mihisakisaha (×8)

AGRAD:
Ya,Titeuf (présent)
Iza no absent? (mhhm)
Aza manontany fa efa hainao le accent ( mhhm)
C'est ça comment? (mhhm)
Sa hoe comment?(mhhm)
Sa hoe kamo ah
Ze tsy te i-teuf miverina any an-trano an!(mhh)
Ny jiro aloha pihana (mhhm)
Ny tsain tsy kitihana (mhhm)
Tsy quoi izay kiana (mhhm)
Vao may atao fidirana (mhhm)
Ny tsain malagasy mbola mahay mandihy noho Lianah
Ka tiako mahita ny vatanao mifintimpintina anaty legins
Mampte hihira an'i Bella an'i Maître Fils
skiai kay (maninona)
Mampiteny kay kay,wilaya forme
Amin'ilay taille taille fine
sady milay,norme

Ref:

Iza no tsy mahay(×2)
Avia atoroko izay tsy mahay(×2)
(×2)

SKAIZ:
Ya,ny sipa tsy miala
Dia ny bandy indray mody mitapy
Ohatran'ny omby mivoaka ny vala
Iza sauvage -vage dia maty
ka tairo ary
Avia manantona manitsana be aza misy mitsaoka izay sahy
na azonto io na kwerk
Tsy maninona izay tsy hanal'zay mipah
Dia asivo photo party
Tsisy kisma na sexy
Raha tsy izany instagramena
Dia publiena izay tsain sexy

Ref:

Ze tsy hitsinjaka mihisakisa (×8)
--------
Rohy:
Hevitra
Lovanirina3 ( 18/04/2015 07:44)
ialak tsin betsak amnareo f n6 ten dis teo ar ef vohints iz zw
ikalamako ( 19/04/2015 01:22)
misaotra eee
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Agrad sy Skaiz
Vangy : 7359
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lovanirina3
Daty : 17/04/2015 10:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0714