Freestyle (Agrad sy Skaiz)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nikitikiahako hiclash i Agrad fa,nitsoaka!
Koz ve?Ovina zan lainga zan nivoaka!
Aza manonofy zay ts mitsoaka (VS)!
Rah tehandresy elah tero aloh avy misuisse!
Samy biby fa ts mitov ny parasy sy kongona!
Zay ef antendrom-bohitra lisany mbola antongona!
Be ny teh-faninana mamoaka hira zah androan,rampitso izy mamoaka!
Ny an'i Agrad mampanaiky ny az mampanoaka!
Ma-bafôka!
Ts miady ny kopak tairo aloh mikotran tsara!
D aza mitatasika rah mbl ts nitety akoatrany Tanà sy Fianara!
I A&S ts maty manonta,tsy maty na ompa,izay filazan'lah eo Dr Sakis na Mc Momota!
Izahay tsy kivy,fa rah mis ol 10 eo anakiray ny ts mikiffa fa ny mikiffa anak'9
Zay zw ny best,tompony piste,tompony poste,fa lisany tompony peste!D aza miteste;ieh lava ny al,elah miamball,zay mandal,radem ah mamoak son lisan mianakav mial!Fa ts iasak saina hôtrin'volana bex lanik isa-kerinandro,ts ambaratelo fa lazaik ny vadin'lah mikosika anah ref mandro.Ory hava-manan ny gasy, tara elah rah zw hitacle zah ef any anaty surface.Aza mieritreritr ho zay ts ti
--------
Lien:
Commentaires
Velomanjaka ( 31/01/2022 13:48)
Ça va mits 'lay freest ka
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Agrad sy Skaiz
Visites : 4336
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Andrii_Mc_Velonasy
Date : 14/07/2018 12:48
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.229