Tompo tsara (AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1..Indro asandratray 'zany feonay
Entinay midera Anao, fa tsara Ianao
Avy Amianao, k'atolotray
Ho Anao ry Ray, ho mandrakizay

lkfsjvn        REF:Mendrik'hoderaina Ianao  ry tononkira.serasera.org Ray
              Satria tsy nanary tsy nahafoy
     dszxykw          Ampy ho ahy ny fahasoavanao
              Fa mpanota aho
      uvsfihl     Nefa mbola no tiavinao

2..Tompo tsara ô ! Tompo lehibe
'lay tsy manam-paharoa
No tena tokinay
Misaotra re Ray Masina ô
f' Ianao tokoa no fototry ny soa
REF:...............................

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy)
Hits : 2092
Likes : 0 Like
Created by : jobs
Date : 09/10/2014 15:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0565