Tompo tsara (AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1..Indro asandratray 'zany feonay
Entinay midera Anao, fa tsara Ianao
Avy Amianao, k'atolotray
Ho Anao ry Ray, ho mandrakizay

        REF:Mendrik'hoderaina Ianao  ry Ray
       mxjgecaw        Satria tsy nanary tsy nahafoy
              lsrgkuwi Ampy ho ahy ny tononkira.serasera.org fahasoavanao
              Fa mpanota aho tzonsj
          Nefa mbola no tiavinao

2..Tompo tsara ô ! Tompo lehibe
'lay tsy manam-paharoa
No tena tokinay
Misaotra re Ray Masina ô
f' Ianao tokoa no fototry ny soa
REF:...............................

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy)
Visites : 2129
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jobs
Date : 09/10/2014 15:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0447