AMPIANARO NY FONAY (AFAFI Taninanandrano)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fantatray Tompo ô ! fa mandalo ny andronay
Ny fonay dia tsapanay fa mangetaheta Anao
Be ny ady atrehinay, be tokoa ny tahotray
Ka ny ranomaso re no zary fiainanay aty

2-Indro ny tananao, fa mitsotra Tompo ô !
Ka mandray ny vavakay sy mampianatra ny fo
Ary hanasana tsotra izao, ireo ota marobe
Zay hifonako tokoa, hifonanay tokoa Jeso

REF :
Fa ny fo akaikinao
Tsy handalo fahalovana
Fa hitoetra eo Aminao
Homban?ny fiarovanao
Ka ny hataka atao
Ampianaro ny fonay
Mba hivavaka aho anio
Reo mpanenjika hatrizay
Reo zay mankahala anay
Reo mpanompo toa anay
Mmm mmm mmm mmm
--------
Rohy:
Hevitra
goodnssgirl ( 01/07/2017 14:24)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFAFI Taninanandrano
Vangy : 1674
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tx3
Daty : 29/05/2017 22:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2383