AMPIANARO NY FONAY (AFAFI Taninanandrano)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fantatray Tompo ô ! fa mandalo ny andronay
Ny fonay tononkira.serasera.org dia tsapanay fa mangetaheta Anao
Be ny ady atrehinay, be tokoa ny tahotray
Ka ny ranomaso re no zary fiainanay aty

2-Indro ny tananao, fa mitsotra Tompo ô !
Ka mandray aokiefy ny vavakay sy mampianatra ny fo
Ary hanasana tsotra izao, ireo ota marobe
Zay hifonako tokoa, hifonanay tokoa Jeso

REF :
Fa dexr ny fo akaikinao
Tsy handalo mebtlta fahalovana
Fa hitoetra eo Aminao
Homban?ny fiarovanao
Ka ny hataka atao
Ampianaro ny fonay
Mba hivavaka aho anio
Reo mpanenjika hatrizay
Reo zay mankahala anay
Reo mpanompo toa anay
Mmm mmm mmm mmm

--------
Link:
Comments
goodnssgirl ( 01/07/2017 14:24)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFAFI Taninanandrano
Hits : 2188
Likes : 0 Like
Created by : Tx3
Date : 29/05/2017 22:28
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0933