AFA-TAHOTRA (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy haiko lazaina Jeso
Ny hafaliako manana Anao
Tsapako fa momba ahy tokoa ny sandrinao
Fa sambatra loatra ny fo akaikinao
Lavitry ny tomany prnkv sy sento koa
Mamiko ny acjmjwir miarka Aminao !
2-Ny saina ny fon ubmehyv ny fanahy
Mandry tsy mba misy ahiahy
Raha mitoetra eo anilanao ty zanakao
Fa izao tontolo izao mamitaka
Mora simba sy rava ary koa ho lao
Ka tsy azo itokiana !
REF :
Afa tahotra aho izao n'inona manjo
Fa mitondra tononkira.serasera.org hery vao Ianao Jesosy o !
Vonona hisedra ny fahavaloko !
Fa Ianao ry Tompo tia no ho mandako
Fiarovako !
Ny hafaliako manana Anao
Tsapako fa momba ahy tokoa ny sandrinao
Fa sambatra loatra ny fo akaikinao
Lavitry ny tomany prnkv sy sento koa
Mamiko ny acjmjwir miarka Aminao !
2-Ny saina ny fon ubmehyv ny fanahy
Mandry tsy mba misy ahiahy
Raha mitoetra eo anilanao ty zanakao
Fa izao tontolo izao mamitaka
Mora simba sy rava ary koa ho lao
Ka tsy azo itokiana !
REF :
Afa tahotra aho izao n'inona manjo
Fa mitondra tononkira.serasera.org hery vao Ianao Jesosy o !
Vonona hisedra ny fahavaloko !
Fa Ianao ry Tompo tia no ho mandako
Fiarovako !
--------
Rohy:
Hevitra
goodnssgirl
(
01/07/2017 14:23)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAFI TaninanandranoVangy : 2393
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tx3
Daty : 29/05/2017 22:29
