Ny teninao (AFAA ( Antsivan'ny famonjena Toby Neny Olga Ambolonkandrina ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Endrey manakoako ao am-po ny Teninao
Ka tsy ho hadinoina n'aiza n'aiza Jeso ô
Mamelona fanahy mba hifikitra Aminao
uoqc Ka hodradraiko hatraty ka tononkira.serasera.org hatrary.
Ref: Asandratray ny feonay ry Jeso ô
Hidera anao hankalaza ny asanao
Hihira hatrany ilay fitiavana tsy maty
Hatrizay hatrizao ka ho doria.
2. Fanilo manazava ny andronay ny Teninao
Mitsinjo izany dia mba tsy hisaraka aminao
Ka na manjombona aza izany andronay ety
Dia matoky miandrandra Anao zahay
Ref: Asandratray ny feonay ry Jeso ô
Hidera anao hankalaza ny asanao
Hihira hatrany ilay fitiavana tsy maty
Hatrizay hatrizao ka ho doria.
3. Izao tontolo izao Jeso mandalo avokoa
Izay topaza-maso ety an-tany dia ho lò
Kanefa Tompo ô ny Teninao tsy mba miova
Maharitra mandrakizay ka ho doria
Ref: (Asandratray yagni ny feonay ry Jeso ô
Hidera anao hankalaza ny asanao
ywjolm Hihira hatrany ilay fitiavana tsy maty
Hatrizay hatrizao ka ho doria.)x2
Ka tsy ho hadinoina n'aiza n'aiza Jeso ô
Mamelona fanahy mba hifikitra Aminao
uoqc Ka hodradraiko hatraty ka tononkira.serasera.org hatrary.
Ref: Asandratray ny feonay ry Jeso ô
Hidera anao hankalaza ny asanao
Hihira hatrany ilay fitiavana tsy maty
Hatrizay hatrizao ka ho doria.
2. Fanilo manazava ny andronay ny Teninao
Mitsinjo izany dia mba tsy hisaraka aminao
Ka na manjombona aza izany andronay ety
Dia matoky miandrandra Anao zahay
Ref: Asandratray ny feonay ry Jeso ô
Hidera anao hankalaza ny asanao
Hihira hatrany ilay fitiavana tsy maty
Hatrizay hatrizao ka ho doria.
3. Izao tontolo izao Jeso mandalo avokoa
Izay topaza-maso ety an-tany dia ho lò
Kanefa Tompo ô ny Teninao tsy mba miova
Maharitra mandrakizay ka ho doria
Ref: (Asandratray yagni ny feonay ry Jeso ô
Hidera anao hankalaza ny asanao
ywjolm Hihira hatrany ilay fitiavana tsy maty
Hatrizay hatrizao ka ho doria.)x2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAA ( Antsivan'ny famonjena Toby Neny Olga Ambolonkandrina )Vangy : 140
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 22/04/2026 15:24
