Fanahy Masina (AFAA ( Antsivan'ny famonjena Toby Neny Olga Ambolonkandrina ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo...Aoka ny Fanahinao Jehovah
No hitarihanao ahy raha mandeha
Hampisava indray ,Itony zavona be
Fa-hazavana mandrakizay
Tsy hangina aho raha affaka miantso
Ny Anaranao Jesosy ô
Izay mahavonjy ny fanahiko tsy hianjera
Hany hery hianteherako
Unisson...
Aoka ny Fanahinao Jehovah
No hitarihanao ahy raha mandeha
Hampisava indray
Itony zavona be fa-hazavana mandrakizay
Tsy hangina raha afaka miantso
Ny Anaranao Jesosy ô
Izay mahavonjy ny fa-nahiko tsy hianjera
Hany hery hianteherako.
Andry afo mazava alina
Andry rahona hanaloka andro
Mitariha anay Ray be fitia e
Hamakivaky ity fiainana ity
Andry afo mazava alina
Andry rahona hanaloka andro
Mitariha anay Ray be fitia e
Hamakivaky ity fiainana ity
Duo...
Fa Ianao tsy handao sanatria e
Fanahy Masina ô mahatoky.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAA ( Antsivan'ny famonjena Toby Neny Olga Ambolonkandrina )Vangy : 25
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 22/04/2026 15:25
