Ny teninao (AFAA ( Antsivan'ny famonjena Toby Neny Olga Ambolonkandrina ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Endrey manakoako ao am-po ny Teninao
Ka tsy ho hadinoina n'aiza n'aiza Jeso ô
Mamelona fanahy mba hifikitra Aminao
Ka hodradraiko hatraty ka hatrary.
Ref: Asandratray ny feonay ry Jeso ô
cflimwvf Hidera anao hankalaza ny asanao
Hihira hatrany ilay fitiavana tsy maty
Hatrizay hatrizao ka ho doria.
2. Fanilo manazava ny andronay ny Teninao
Mitsinjo izany dia mba tsy hisaraka aminao
Ka na manjombona aza izany emxe andronay ety
tqnzp Dia matoky miandrandra Anao zahay
Ref: Asandratray ny feonay ry Jeso ô
Hidera anao hankalaza ny asanao
Hihira hatrany ilay fitiavana tsy maty
tononkira.serasera.org Hatrizay hatrizao ka ho doria.
3. Izao tontolo izao Jeso mandalo avokoa
Izay topaza-maso ety an-tany dia ho lò
Kanefa Tompo ô ny Teninao tsy mba miova
Maharitra mandrakizay ka ho doria
Ref: (Asandratray ny feonay ry Jeso ô
Hidera anao hankalaza ny asanao
Hihira hatrany ilay fitiavana tsy maty
Hatrizay hatrizao ka ho doria.)x2
Ka tsy ho hadinoina n'aiza n'aiza Jeso ô
Mamelona fanahy mba hifikitra Aminao
Ka hodradraiko hatraty ka hatrary.
Ref: Asandratray ny feonay ry Jeso ô
cflimwvf Hidera anao hankalaza ny asanao
Hihira hatrany ilay fitiavana tsy maty
Hatrizay hatrizao ka ho doria.
2. Fanilo manazava ny andronay ny Teninao
Mitsinjo izany dia mba tsy hisaraka aminao
Ka na manjombona aza izany emxe andronay ety
tqnzp Dia matoky miandrandra Anao zahay
Ref: Asandratray ny feonay ry Jeso ô
Hidera anao hankalaza ny asanao
Hihira hatrany ilay fitiavana tsy maty
tononkira.serasera.org Hatrizay hatrizao ka ho doria.
3. Izao tontolo izao Jeso mandalo avokoa
Izay topaza-maso ety an-tany dia ho lò
Kanefa Tompo ô ny Teninao tsy mba miova
Maharitra mandrakizay ka ho doria
Ref: (Asandratray ny feonay ry Jeso ô
Hidera anao hankalaza ny asanao
Hihira hatrany ilay fitiavana tsy maty
Hatrizay hatrizao ka ho doria.)x2
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAA ( Antsivan'ny famonjena Toby Neny Olga Ambolonkandrina )Hits : 190
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 22/04/2026 15:24
