Ilay kintana Fitarikandro (AFAA ( Antsivan'ny famonjena Toby Neny Olga Ambolonkandrina ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ilay kintana mpitari-dalana anay
Tsy miala fa mijanona ao Jodia
cydtcjo Miandry manadrampahatonga anao ao
Ilay Jerosalema vaovao
Ilay fampakarambadin'ny Zanakondry
Miomana amin'ny solika fitaiza koa
Ka hiditra amim-boninahitra ao
Amin'ny fanatrehany
Ref: pgtkauc Isika mibanjina ny lanitra iray
No tanjona tratrarina
Mizotra mankany
Amin'ilay tany soa
Namoanantenain'i Jeso
Ry mponina an-tany ô
Mifalia miravoa
tononkira.serasera.org Fa Tonga Jesosy anio
2. Endrey ny fifalian'ireo mponina
Miara-mizotra ao an-danitra ao
Tsenain'ireo Anjelin'ny lanitra
Jesosy malala izao
Raha hoavy ny fotoana
Hialako ety
Ny lasako rehetra hanaraka ahy
Hoanao izay nampibebaka olona
Ka namonjy koa ny fanahy.
-----------
Ref: (Isika mibanjina ny lanitra iray
No tanjona tratrarina
hfdc Mizotra mankany
Amin'ilay tany soa
Namoanantenain'i Jeso
Ry mponina an-tany ô
Mifalia miravoa
Fa Tonga Jesosy anio)x2
AFAA na Antsivan'ny famonjena Toby Neny Olga Ambolonkadrina
Tsy miala fa mijanona ao Jodia
cydtcjo Miandry manadrampahatonga anao ao
Ilay Jerosalema vaovao
Ilay fampakarambadin'ny Zanakondry
Miomana amin'ny solika fitaiza koa
Ka hiditra amim-boninahitra ao
Amin'ny fanatrehany
Ref: pgtkauc Isika mibanjina ny lanitra iray
No tanjona tratrarina
Mizotra mankany
Amin'ilay tany soa
Namoanantenain'i Jeso
Ry mponina an-tany ô
Mifalia miravoa
tononkira.serasera.org Fa Tonga Jesosy anio
2. Endrey ny fifalian'ireo mponina
Miara-mizotra ao an-danitra ao
Tsenain'ireo Anjelin'ny lanitra
Jesosy malala izao
Raha hoavy ny fotoana
Hialako ety
Ny lasako rehetra hanaraka ahy
Hoanao izay nampibebaka olona
Ka namonjy koa ny fanahy.
-----------
Ref: (Isika mibanjina ny lanitra iray
No tanjona tratrarina
hfdc Mizotra mankany
Amin'ilay tany soa
Namoanantenain'i Jeso
Ry mponina an-tany ô
Mifalia miravoa
Fa Tonga Jesosy anio)x2
AFAA na Antsivan'ny famonjena Toby Neny Olga Ambolonkadrina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAA ( Antsivan'ny famonjena Toby Neny Olga Ambolonkandrina )Vangy : 163
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 22/04/2026 15:19
